Hankany amin'ny vontoatiny

Lena

Avy amin'i Wikipedia
Lena
Lena (Yakutsk)

Renirano any Siberia,  Rosia ny Lena, izay atsinanana indrindra amin'ireo renirano lehibe telo izay mikoriana amin'ity faritra avaratr'i Azia ity manaraka ny axe atsimo-avaratra.

Mirefy 4 400 km ny halavany, ary io no renirano lava indrindra izay ao anatin'i Rosia tanteraka ny farihin'ny reniranony, ny renirano fahafito lehibe indrindra eran-tany raha ny haben'ny farihin'ny renirano no jerena (ny fahatelo lehibe indrindra any Rosia aorian'ny Yenisei sy ny Ob), ary ny faharoa ambin'ny folo lehibe indrindra raha ny salan'isan'ny rano mikoriana (ny faharoa lehibe indrindra any Rosia aorian'ny Yenisei).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]