Lemuridae
Fiseho

Ny Lemuridae dia fianakaviam-biby ao amin' ny filaharana Primates, iray amin' ny fianakaviana dimy ao amin' ny Lemuriformes. Manana orona lava sy maso lehibe izy ireo. Ny vavy dia tsy manana afa-tsy nono roa eo amin' ny tratrany, afa-tsy ny Varecia. Ity fianakaviana ity amin' izao fotoana izao dia ahitana karazana dimy. Ny Lemuridae dia fianakaviana teratany eto Madagasikara sy ao Vondronosy Kômôro.
Fanasokajiana
[hanova | hanova ny fango]Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]
Misy vondron-karazana dimy ny fianakaviana Lemuridae:
- Lemur
- Eulemur
- Hapalemur
- Varecia
- Pachylemur (lany tamingana)
Karazana
[hanova | hanova ny fango]


Ny fianakaviana Lemuridae dia misy karazana 21 mbola misy ao anatin' ny vondron-karazany dimy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Primates
- Strepsirrhini
- Lemuroidea
- Lemuridae
- Lemuroidea
- Strepsirrhini