Leimen (Baden)
Fiseho
49°21′N 08°41′E / 49.350°N 8.683°E
| Leimen (Baden) | ||
| Velarantany | 20,64 km2 | |
| Isan'ny mponina | 26,944 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | Baden-Württemberg | |
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Leimen (Baden) | |

I Leimen (Baden), dia tanàna iray any avaratrandrefan'i
Baden-Württemberg, fito kilometatra eo ho eo atsimon'i Heidelberg any
Alemaina.
Fokonolona mifanolo-bodirindrina
[hanova | hanova ny fango]Ireto tanàna sy vondrom-piarahamonina manaraka ireto manamorona ny tanànan'i Leimen: Heidelberg, Gaiberg, Bammental, Mauer, Wiesloch, Nußloch, Walldorf ary Sandhausen
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Leimen dia tanàna mpamboly divay manankarena amin'ny fomban-drazana. Eo amin'ny fivoahan'ny tanàna mankany Heidelberg no misy ny orinasa simenitra HeidelbergCement AG, izay iray amin'ireo mpampiasa lehibe indrindra ao an-tanàna hatramin'ny nisokafany tamin'ny 1896.
Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Leimen (Baden) |