Lee Hsien Loong
Fiseho

Lee Hsien Loongdia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Singaporo teraka ny 10 Febroary 1952 tao Singaporo.
Izy no praiminisitra fahatelon'ny Repoblikan'i Singaporo nanomboka tamin'ny 2004 ka hatramin'ny 2024.
nodimbiasany | ![]() |
mpandimby |
---|---|---|
Goh Chok Tong -2004 |
Lee Hsien Loong 2004-2024 |
Lawrence Wong 2024- |
Izy no lahimatoan'ny mpanorina ny firenena sady praiminisitra voalohany Lee Kuan Yew. Maty tamin'ny 1982 ny vadin'i Lee voalohany. Manambady an'i Ho Ching izy tamin'ny fanambadiany faharoa. Manan-janakalahy telo sy vavy iray izy ireo.