Hankany amin'ny vontoatiny

Le Havre

Avy amin'i Wikipedia

49°30′N 00°07′E / 49.500°N 0.117°E / 49.500; 0.117

Le Havre
-
Velarantany46,95 km2
Haavo
Isan'ny mponina166,687
Ben'ny tanàna
Firenena Frantsa
Fanjakana
FaritanyNormandia
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaLe Havre

Le Havre dia tanàna any avaratra andrefan'i  Frantsa, miorina eo amin'ny Lakandranon'i Angletera ao amin'ny departemantan'i Seine-Maritime ao amin'ny faritr'i Normandia.

Miorina eo amin'ny morony ankavanan'ny vinanin'i Seine, Le Havre no misy ny Seranan-tsambon'i Le Havre, seranan-tsambo faharoa lehibe indrindra any Frantsa aorian'i Marseille. Le Havre no tanàna lehibe indrindra any Normandie.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]