Aller au contenu

Lawrence Wong

Avy amin'i Wikipedia
Lawrence Wong

Lawrence Wong Shyun Tsai dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Singaporo teraka ny 18 Desambra 1972 tao Singaporo. Nanomboka tamin'ny Mey 2024, izy no praiminisitra sady minisitry ny Fitantanam-bola ao  Singaporo.

nodimbiasany Praiminisitra Singaporo mpandimby
Lee Hsien Loong
2004-2024-
Lawrence Wong
2024- ?
??