Lausanne
Fiseho
46°31′N 06°38′E / 46.517°N 6.633°E
Lausanne | ||
![]() | ||
Velarantany | 41,37 km2 | |
Isan'ny mponina | 144,160 | |
Tanàn-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | Vaud (VD) | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | Lausanne |

I Lausanne dia tanàna lehibe any Soisa . Kaominina politika izy io ary renivohitry ny kanton'i Vaud ary renivohitry ny distrikan'i Lausanne. Any Soisa miteny frantsay (Romandie) eo amin'ny Farihin'i Geneva io tanàna io ary misy mponina 144.160, no tanàna fahefatra lehibe indrindra any Soisa taorian'i Zürich,Geneva ary Basel.
Jerea koa
[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lausanne |