Hankany amin'ny vontoatiny

Lapoaly

Avy amin'i Wikipedia
Lapoaly

Ny lapoaly dia fitaovana fandrahoan-tsakafo na fanendasana sakafo[1] amin’ny menaka na afaka mampiasa rano ihany koa amin'ny fandrahoana. Amin’ny teny frantsay dia antsoina hoe poêle, ary aminn’ny teny anglisy hoe frying pan na skillet.

Toetoetra sy firafiny

[hanova | hanova ny fango]

Matetika ny lapoaly dia manify na matevina ary boribory ny endriny, misy sisiny manodidina sy tàhony lava ho an’ny fitondrana azy. Mety ho vita amin’ny vy[2], alominioma inox, na ceramique, ary indraindray koa misy sarony.

  • Lapoaly vy (poêle en fer): be mpampiasa amin’ny fandrahoan-tsakafo malagasy.
  • Lapoaly antiadhesive[3] (poêle antiadhésive): manampy amin’ny fanaovana sakafo tsy mila menaka be.
  1. https://mg.globalvoices.org/2024/01/16/167816/
  2. Vy
  3. https://www.sante.fr/decryptage/nos-reponses/les-poeles-anti-adhesives-sont-elles-dangereuses