Langoroany
Fiseho
Ny langoroany dia amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa, izay matetika lalaovina miaraka amin' ny ampongabe. Any amin' ny faritra atsimo izy io dia atao hoe langoro.