Lalaon' ny Nosy eto amin' ny Ranomasimbe Indiana

Ny Lalaon' ny Nosy eto amin' ny Ranomasimbe Indiana (amin' ny teny frantsay "Jeux des îles de l'océan Indien" ary amin' ny teny anglisy "Indian Ocean Island Games") dia fifaninanana ara-panatanjahantena na fihaonan' ireo nosy ao atsimo-andrefana amin' ny Ranomasimbe Indiana. Tamin' ny taona 1970 ny daty nanokafana io lalao io voalohany. Miverimberina isaky ny 4 taona ny lalaon' ny nosy ary ivondronan' ny firenena fito izany:
- i Madagasikara;
- i Kômôro;
- ny vondronosy Seisely;
- ny nosy La Réunion;
- ny nosy Maorisy;
- ny nosy Mayotte.
Famaritana
[hanova | hanova ny fango]
Karazam-panatanjahantena isan-taona fahatelo (isaky ny 3 taona) izay anaovan'ny nosy ao amin’ny Ranomasimbe Indianina fifaninanana amin’ny taranja ara-panatanjahantena isan-karazany[1].
Tanjona
[hanova | hanova ny fango]Fampiroboroboana ny firaisankina sy fifankahazoana eo amin’ireo firenena manodidina ny Ranomasimbe Indianina. Fanohanana ny fanatanjahantena sy ny fampivelarana ny atleta any amin’ireo firenena kely.
Firenena mandray anjara matetika
[hanova | hanova ny fango]- Madagasikara
- Maorisy
- Seisely
- Kômôro
- La Réunion (zanatany frantsay)
- Maldives
- Mayotte (zanatany frantsay koa)
Taranja ara-panatanjahantena malaza ao anatin'ny Lalaon'ny Nosy
[hanova | hanova ny fango]- Atletisma
- Baolina kitra
- Baskety
- Volley-ball
- Judo
- Lomano (filomanosana)
- Tennis de table
- Haltérophilie (fanandratana lanja)
- Cyclisme (bisikileta)
- Karaté / Taekwondo
- Rugby
- Petanque
Tantaran'ny Lalaon'ny Nosy
[hanova | hanova ny fango]- Voalohany tamin’ny taona 1979, natao tany La Réunion
- Misy komity mpikarakara ofisialy: Comité International des Jeux des Îles (CIJ)
- Madagasikara dia efa nandray ny lalao in-2 (1990 sy 2023)
Lalaon'ny Nosy 2023 – Madagasikara
[hanova | hanova ny fango]- Toerana: Antananarivo
- Daty: Jolay–Aogositra 2023
- Firenena nandresy: Madagasikara, nahazo medaly be indrindra.
- Lalaon'ny Nosy ho an'ny Ranomasimbe Indianina 2023
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Loharano
[hanova | hanova ny fango]- ↑ Site officiel des Jeux des Îles – CIJ Wikipedia – Jeux des îles de l'océan Indien Ministeran’ny Fanatanjahantena (Madagasikara)
