Hankany amin'ny vontoatiny

Lalao Olimpikan'ny ririnina 2026

Avy amin'i Wikipedia
2026 Winter Olympics

Hatao ny 6 ka hatramin'ny 22 febroary 2026 any Milan sy Cortina d'Ampezzo ny Lalao Olaimpika Ririnina faha-XXV. Manaraka ny Cortina d'Ampezzo tamin'ny 1956 sy Torino tamin'ny 2006, dia ho Lalao Ririnina fahatelo hatao any  Italia ireo.

Sambany teo amin'ny tantaran'ny Lalao Olaimpika no hisy tanàna roa ho mpampiantrano ofisialy. Hatao any amin'ny toerana enina samihafa miparitaka manerana ny faritra italiana any amin'ny Alpes Atsinanana ny fifaninanana.

Hisolo tena an'i  Madagasikara ny atleta roa:

Mpandray anjara amin'ny Fanatanjahantena

[hanova | hanova ny fango]

Ski Alpine

[hanova | hanova ny fango]
Atleta Fifaninanana Hazakazany Voalohany Hazakazany Faharoa Total
Fotoana Laharana Fotoana Laharana Fotoana Laharana
Vehivavy
Mialitiana Clerc Ski Alpine – Slalom Goavana (Vehivavy)
Ski Alpine – Slalom (Vehivavy)
Lehilahy
Mathieu Gravier[1] Ski Alpine – Slalom Goavana (Lehilahy)
  1. ↑ www.olympics.com