Hankany amin'ny vontoatiny

Lakôta (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Ny Lakôta dia vahoaka teratanin' i Amerika ao amin' ny vondrom-poko Sio. Miaina any Dakota Atsimo sy any Dakota Antsinanana (any Etazonia) ary any Kanada ny Lakôta, mizara ho fokom-pianakaviana fito ny Lakota izy ireo dia: ny Sitsango (frantsay: Brulés), ny Ôglala, ny Itazipakôla (frantsay: Sans Arc), ny Honkpapa, ny Minikônjo, ny Sihasapa ary ny Ôhenôpa (anglisy: Two Kettles).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.


Misy ratsa-mpoko 7 ny lakota :