Aller au contenu

Laisoa

Avy amin'i Wikipedia
Zavamaniry laisoa

Ny laisoa (Brassica olearacea) amin'ny endriny tsy voavoly, dia zavamaniry ao amin'ny fianakaviana Brassicaceae. Avy amin'ny karazan-javamaniry mitovitovy amin'izany any amin'ny faritra atsinanan'i Mediteranea ny karazana, izay azo inoana fa nambolena voalohany.