Lafa
Fiseho
Ny lafa dia zavamaniry isan-karazany ao amin' ny fianakavian-javamaniry Arecaceae, ary io anarana io koa dia anindroana ny tsiraka azo avy amin' ireo zavamaniry ireo, eny fa hatramin' ny tsiraka azo avy amin' ny taretra, indrindra ny Agave sisalana.izay ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae.
Indreto ny zavamaniry antsoina hoe lafa:
- Agave sisalana (fianakaviana Agavaceae na Asparagaceae)
- Dypsis mananjarensis na Chrysalidocarpus fibrosus na Chrysalidocarpus mananjarensis (fianakaviana Arecaceae)
- Dypsis decaryi na Neodypsis decaryi (fianakaviana Arecaceae)
- Dypsis tanalensis na Neodypsis tanalensis (fianakaviana Arecaceae)
- Dypsis nodifera na Phloga polystachya (fianakaviana Arecaceae)
- Ravenea glauca (fianakaviana Arecaceae)
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Dypsis (na Neodypsis, Phloga)