Hankany amin'ny vontoatiny

Ladina

Avy amin'i Wikipedia
Angamay (Tridax procumbens)

Ny ladina dia zavamaniry ahitra mandady na mianika, maniry isan-taona na mihoatra nefa tsy maharitra an-taonany maro, ary indraindray mety afaka mitsangana ihany. Matetika izy ireo no malefaka sy maitso. Tsy tokony hafangaro amin' ny vahy izany ny ladina. Ny ladim-bahy kosa dia zavamaniry ahitra mandady na mianika izay manomboka lasa misy nofon-kazo eo am-potony. Betsaka ny zavamaniry fanafody na fihinana misy rantsana mandady na mihanika, toy ny karazana sasany ao amin' ny Cucurbitaceae (voatavo) izay tafiditra ao anatin' io sokajy io.

Alternanthera sessilis
Centella asiatica
Commelina benghalensis
Dichondra repens
Ipomoea aquatica
Ipomoea aquatica
Ipomoea pes-caprae
Oxalis corniculata
Phyla nodiflora

Indreto misy ohatra amomba ny zavamaniry mandadina eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]