Hankany amin'ny vontoatiny

Lôtra eoraziana

Avy amin'i Wikipedia
Lôtra eoraziana

Ny Lôtra eoraziana (Lutra lutra), dia biby mampinono teratany any Eorazia sy Magreba. Anisan'ny tena miely patrana indrindra ao amin'ny lôtra (Lutrinae) ao amin'ny fianakaviana kionkiona (Mustelidae), hita any amin'ireo lalan-drano sy morontsirak'i Eoropa, faritra maro any Azia, ary faritra avaratr'i Afrika.