Kurt Waldheim
Fiseho

Kurt Josef Waldheim dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i Aotrisy teraka ny 21 Desambra 1918 ary maty ny 14 Jiona 2007. Waldheim dia sekretera jeneralin'ny Firenena Mikambana nanomboka tamin'ny 1972 ka hatramin'ny 1981 ary filohan'i Aotrisy nanomboka tamin'ny 1986 ka hatramin'ny 1992.