Kupiansk
Fiseho
49°43′N 37°35′E / 49.717°N 37.583°E
Kupiansk
| |||
| Velarantany | NC | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 590 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | Kharkiv oblast | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Kupiansk | ||
Kupiansk na Kupyansk (Okrainiana: Куп'янськ, Rosiana: Купянск) dia tanàna ao amin'ny faritr'i Kharkiv oblast,
Okraina.
Izy io no foibem-pitantanan'i Kupiansk Raion. Sampanan-dalamby lehibe ho an'ny faritra ihany koa izy io.
Tamin'ny Febroary 2024, olona maherin'ny 3.500 no nijanona tao an-tanàna, ary tamin'ny Novambra 2025, dia nihena ho 560 ny mponina tao.
Tamin'ny 2022 talohan'ny nanafihan'ny orks Rosiana dia nisy mponina 26.627 ny tanàna.
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kupiansk |
| ||||||||||||||
