Kremenchuk
Fiseho
49°04′N 33°25′E / 49.067°N 33.417°E
Kremenchuk
| |||
![]() | |||
Velarantany | 92 km2 | ||
Isan'ny mponina | 215,271 | ||
Tanàn-dehibe | NC | ||
Ben'ny tanàna | NC | ||
Firenena | ![]() | ||
Fanjakana | NC | ||
Faritany | Oblasta Poltawa | ||
Tanàna mifanolo-bodirindrina | Kremenchuk |
Kremenchuk (okrainiana: Кременчук) dia tanàna ara-barotra sy indostrialy Okrainiana any atsimon'ny faritra afovoan' Oblasta Poltava izay misy mponina 220.000 eo ho eo.
Any amin'ny 300 km atsimoatsinanan'i Kyiv no misy azy eo amin'ny andaniny roa amin'ny Dniepr.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tanàna hafa any Okraina: Chernobyl, Cherson, Dnipro, Donetsk, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Lviv, Odessa, Sevastopol, Zaporizhia
|
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kremenchuk |