Konfesiona Aogostana

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Fanehoana ny Konfesiona Aogostana teo anatrehan'i Karôlo Kointo.

Ny Konfesiona Aogostana na Konfesionan' i Aogsborga dia ny fanambaràm-pinoana fototra ao amin' ny Fiangonana loterana sady iray amin' ireo tahirin-kevitra manan-danja indrindra tao amin' ny Refôrmasiona prôtestanta, izay voasoratra tamin' ny teny alemàna sy tamin' ny teny latina sady naseho tamin' i Karôlo Kointo sy tamin' ny mpanapaka alemàna maro ary tamin' ireo tanàna afaka tamin' ny 25 Jona 1530, nandritra ny fivoriana natao tao Aogsborga. Atao hoe Confessio Augustana izany lahatsoratra izany amin' ny teny latina ary Augsburger Konfession amin' ny teny alemàna.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]