Hankany amin'ny vontoatiny

Kôlerà

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kolera)
Olon-dehibe mararin' ny kôlerà

Ny kôlerà, izay fantatra ihany koa amin'ny hoe Cholera asiatica na kôlerà aziatika, dia otrikaretina bakteria lehibe indrindra amin'ny tsinay kely vokatry ny bakteria Vibrio cholerae.

Ny fihanaky ny kolera eran-tany (tamin'ny 2004)

Matetika ny otrikaretina dia avy amin'ny rano fisotro na sakafo voaloto. Ny bakteria dia mety miteraka aretim-pivalanana mafy sy fandoavana mafy.

Kôlerà eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Teto Madagasikara dia tany Boeny no nitrangan’ny valanaretina kôlerà farany tamin’ny taona 1999 ka 1 600 no maty.[1]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


  1. ↑ Epidemies à Madagascar