Klavesinina
Fiseho

Ny klavesinina dia zavamaneno misy tadiny kitihina amin' ny alalan' ny andalan-kitendry iray na maromaro, toy ny pianô nefa tsy mitovy feo sy firafitra aminy. Ity teny mahafaobe ity dia manondro zavamaneno samy hafa ao amin' ny fianakaviana iray ihany, izay samy miavaka noho ny firafiny, ny bikany, ny refy na ny feony, ny tsirairay amin' izy ireo dia matetika manana anarana manokana.