Kisleva (volana hebreo)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kislev)

Ny Kisleva dia volana fahasivy ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana fahatelo kosa ivelan'ny fivavahana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe כִּסְלֵו / Kislēw na Kislev io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Novambra sy Desambra ka misy 30 andro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]