Kintan'ny tendron-tany avaratra

Avy amin'i Wikipedia
  
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Kintan'ny tendron-tany avaratra dia ny kintana tena manjelatra indrindra ao anatin'ny constellation ny Petite Ourse. Izy no kintana fantatra (any amin'ny tendron-tany avaratra) manoro ny tendron-tany avaratra. Ny zeva ara-pisolilany dia 1°30'–2° eo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]