Kinga (korian-drano)
Fiseho
Ny kinga dia korian-drano madinika sy marivo, manana fikoriana antonony (hatramin' ny 2 m3/s), vatsian' ny loharano voajanahary na manangona rano avy amin' ny sahan-drano. Matetika izy io no sakelidranon-dobo, farihy na renirano. Mety ho maina izy raha sendra haintany satria mety hiova arakaraka ny toetry ny toetany ny loharanony.