Hankany amin'ny vontoatiny

Kimi Räikkönen

Avy amin'i Wikipedia
Kimi Räikkönen
Ankapobeny
AnaranaKimi Räikkönen
Teraka17 Oktobra 1979
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Finlandy
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Kimi-Matias Räikkönen dia mpanamory sambon-danitra mizaka ny zom-pirenen'i  Finlandy teraka ny 17 Oktobra 1979 tao Espoo

Nandeha fiara tamin'ny Formula 1 izy nanomboka tamin'ny 2001 ka hatramin'ny 2009 ary nanomboka tamin'ny 2012 ka hatramin'ny 2021, ny fahombiazany lehibe indrindra dia ny nahazo ny anaram-boninahitra tompondaka eran-tany tamin'ny 2007 ho an'ny Ferrari.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]