Hankany amin'ny vontoatiny

Kifafa

Avy amin'i Wikipedia

Ny kifafa dia fitaovana fanadiovana hanilihana na hanesorana ny vovoka sy ny loto sy fako amin' ny gorodona na ny tokotany, misy borosy, vondrona-drantsankazo, na bozaka nofehezina, na tsiraka voajanahary na sentetika. Matetika izy io dia manana taho lava miraikitra aminy, ahafahana mampiasa azy rehefa mitsangana.