Aller au contenu

Kiantranoantrano

Avy amin'i Wikipedia

Ny kiantranoantrano dia ny fironana hanome tombontsoa ​​​​na toerana ho an' ny havana, ny namana akaiky, ny olona iray fiaviana, ny foko na iray fivavahana, na inona na inona fahaiza-manaony na toetrany, amin' ny asa na sehatra iray. Ireo sehatra ireo dia mety hahitana ny raharaham-barotra, ny pôlitika, ny tontolon' ny oniversite, ny fialamboly, ny fivavahana na ny fikarakarana ny fahasalamana. Mitovitovy amin' ny fizahan-tavan' olona ihany noho izany ny kiantranoantrano.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]