Hankany amin'ny vontoatiny

Khobso-Gol (farihy)

Avy amin'i Wikipedia
Khuvsgul

Ny Farihin'i Khobso-Gol (Mongoliana: ᠺᠥᠪᠰᠦᠭᠦᠯ ᠨᠠᠭᠤᠷ) no farihy faharoa lehibe indrindra (aorian'ny Farihin'i Uvs) ary lalina indrindra any  Mongolia. Any avaratry ny firenena no misy azy, ao amin'ny Faritanin'i Hövsgöl. Mirefy 136 km ny lavany ary 36 km ny sakany. Mangatsiaka ny ranony, mangatsiaka mandritra ny efa-bolana amin'ny taona (manomboka amin'ny Janoary ka hatramin'ny Aprily).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]