Khan Krum
Fiseho

Khan Krum (maty tamin'ny 13 Aprily 814 tao Kônstantinôpôlisy) dia Khan tao amin'ny Fanjakana Bolgara Voalohany tamin'ny 803 ka hatramin'ny 814. Izy no nandimby an'i Khan Kardam teo amin'ny seza fiandrianana.