Hankany amin'ny vontoatiny

Kew Gardens

Avy amin'i Wikipedia
Ny zaridaina eo anoloan' ny Palm House

Ny Kew Gardens dia vondron-jaridaina sy toera-mangarahara mampihibokla hafanana eo anelanelan' ny vakin-tanànan' i Richmond upon Thames sy i Kew, manamorona ny ony Thames any amin' ny ilany andrefan' i London. Mandrakotra velaran-tany 121 hektara izy ireo, ary misy ny iray amin' ny fanangonana zavamaniry manan-danja indrindra eran-tany — ahitana karazany 30 000 mahery — sady foibe fikarohana bôtanika malaza.

Ny toeram-panangonana zavamanirin' izy ireo dia iray amin' ny lehibe indrindra eran-tany, izay misy santionany fito tapitrisa mahery. Niorina tamin' ny tana 1759 ity toerana ity, izay lasa mampiavaka ny vanim-potoana manodidina ny nanjakan' ny mpajakavavy Victoria, izay mandray mpitsidika roa tapitrisa isan-taona, sady voasoratra ao amin' ny Lisitry ny Lova Manera-Tanin' ny UNESCO tamin' ny Jolay 2003.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]