Kerch
Fiseho
45°22′N 36°29′E / 45.367°N 36.483°E
Kerch
| |||
| Velarantany | 108 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 149,566 (2 017) | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | Krimea | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Kerch | ||
Kerch (Okrainiana : Керч; tatara krimeana: Keriç) dia tanàna seranan-tsambo Okrainiana ao amin'ny Saikinosin'i Kerch izay manana mponina 149.556 (2017).
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]
Ao amin'ny Saikinosin'i Kerch no misy an'i Kerch, izay mamorona ny farany atsinanan'ny Saikinosin'i Krimeana.
Fitaterana Misy sambo tsy tapaka mampitohy an'i Kerch amin'ny Saikinosin'i Taman (any atsinanana) sy ny seranan-tsambon'i Kavkaz (Rosia).)
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kerch |
| ||||||||||||||