Kehl
Fiseho
48°34′N 07°49′E / 48.567°N 7.817°E
Kehl
| |||
| Velarantany | 75,07 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 39,458 | ||
| Renivohitra | - | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | Baden-Württemberg | ||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Kehl | ||
Kehl dia tanàna ao amin'ny faritra andrefan'i
Baden-Württemberg ao amin'ny Rhin tandrifin'i Strasbourg; Mitovitovy ny elanelana eo amin'i Karlsruhe (75 km) any avaratra sy Freiburg im Breisgau (80 km) any atsimo.
Kehl dia mifandray amin'i Strasbourg amin'ny zotra tram.
Ony
[hanova | hanova ny fango]Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kehl |