Katsaka (zavamaniry)
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
Ny katsaka dia bozaka zavamaniry amin'ny fianankavian'ny Poasey. Izay sokajiana ho isan'ny voa maina. Maniry mandavan-taona ny katsaka, ary maniry amin'ny faritra maro eran'izao tontolo izao.