Karol Nawrocki
Fiseho

Karol Tadeusz Nawrocki dia mpahay tantara, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i '
Polonia teraka ny 3 Martsa 1983 tao Gdańsk Izy no voatendry ho Filohan'i Polonina.
Talen'ny Institut Fahatsiarovana Nasionaly (IPN) izy nanomboka tamin'ny Jolay 2021. Teo aloha, nanomboka tamin'ny 2017 ka hatramin'ny 2021, dia niasa ho Talen'ny Tranombakoka momba ny Ady Lehibe Faharoa (Muzeum II Wojny Światowej) izy.
Tamin'ny Febroary 2024, namoaka didy fampisamborana an'i Karol Nawrocki i
Rosia. Ny anton'izany dia ny fandravana tsy an-kijanona ny fahatsiarovana ny ady sovietika tany Polonina.
Antoko
[hanova | hanova ny fango]Tsy anisan’ny antoko izy fa ny PIS (Antoko Vahoaka Poloney) no nanohana azy.
| Preceded by | Succeeded by | |
|---|---|---|
| Andrzej Duda 2015-2025 | Karol Nawrocki 2025 | |