Kapadôkia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Kapadokia)

I Kapadôkia na Kapadôsa dia faritra ara-tantara tao Torkia izay hita tao amin' ny faritra afovoan' i Anatôlia. Tamin' ny taona 1985 ny UNESCO dia nanoratra azy ho isan' ireo toerana arovana sy vakoka ho an' ny olombelona. Atao hoe Καππαδοκία  / Kappadokia izy amin' ny teny grika ary Կապադովկիա amin' ny teny armeniana. Ny Tiorka dia miantso azy hoe Kapadokya.