Aller au contenu

Kambria

Avy amin'i Wikipedia
Kambria
Caernarfon Castle, Kambria

Kambria (anglisy: Wales) dia ampahany amin'ny  Fanjakana Mitambatra sy Irlandy Avaratra. Any andrefan'ny nosy Britaina Lehibe no misy azy io ary manamorona an'i  Angletera sy ny ranomasina Celtica ary Irlandy. Ny renivohitr'i Kambira dia Cardiff. Iray amin'ireo firenena Celtica enina io firenena io.