Hankany amin'ny vontoatiny

Kafeala

Avy amin'i Wikipedia
Polysphaeria multiflora
Polysphaeria multiflora

Ny kafeala dia zavamaniry mamony sy roa ravin-tsimoka, isan-karazany samy ao amin' ny fianakaviana Rubiaceae (fianakaviana ahitana ny kafe), eto Madagasikara, sady maniry hoazy fa tsy ambolena, ao amin' ny vondron-karazana Coffea sy Polysphaeria ary Peponidium. Anisan' izany ireto tanisana manaraka ireto:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]