Hankany amin'ny vontoatiny

Kônseritra

Avy amin'i Wikipedia

Ny kônseritra na kaonseritra dia fampisehoana hetsika ara-mozika ampahibemaso izay ahitana mpitendry mozika, mpihira, na vondrona iray na maromaro manao sanganasa ho an' ny mpihaino.