Hankany amin'ny vontoatiny

Kôlesterôla

Avy amin'i Wikipedia
Kôlesterola

Ny kôlesterola dia iray amin' ny kilasin' ny môlekiola ôrganika sasany antsoina hoe lipida. Esterôla, karazana lipida, izy io. Biôsintetika amin' ny selam-biby rehetra sady singa ara-drafitra tena ilaina amin' ny fonon' ny selam-biby ny kôlesterôla.