Aller au contenu

Kôlejy

Avy amin'i Wikipedia
Kôlejy Mongazon, any Angers (Frantsa).

Ny kôlejy dia toeram-pampianarana izay miovaova famaritana arakaraka ny firenena sy ny vanim-potoana.

Tany am-piandohan' ny Andro Antenatenany, ny kôlejy dia natokana ho an' ny fanampiana sy fampiantranoana ny mpianatra mahantra. Taty aoriana dia nivoatra ho asa fampianarana izy ireo ary ankehitriny dia toeram-pampianarana maro no antsoina hoe kôlejy.

Ity sekoly ity dia napetraka eo ambanin' ny andraikitry ny lehiben' ny toeram-pampianarana. Ity toeram-pampianarana ity dia mety ho laîka (tsy miankina amin' ny antokom-pinoana) na miankina amin' ny antokom-pinoana, miankina amin' ny fanjakana na tsy miankina amin' ny fanjakana (hafohezina amin' ny hoe tsy miankina).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]