Juri Andropov
Fiseho
| Juri Andropov | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Tsy fantatra | ||
| Teraka | 15 jona 1914 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 9 febroary 1984 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Juri Vladimirovitch Andropov (rosiana: Юрий Владимирович Андропов), (teraka ny 15 jona 1914, † 9 febroary 1984 tany Moskoa)) dia mpanao politika sovietika. Nankany ny KGB nanomboka tamin'ny 1967 ka hatramin'ny Novambra 1982 ary avy eo dia sekretera jeneralin'ny komity foibe (Zk) an'ny KPDSU mandra-pahafatiny. Nanomboka ny volana jona 1983 izy dia filohan'ny Presidium an'ny Sovietika ka ary izany no loham-panjakana tao amin'ny Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Yuri Andropov |