Hankany amin'ny vontoatiny

Juneau, Alaska

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Juneau)
Juneau, Alaska
VelarantanyNC
Isan'ny mponina31 275 mpo.
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaBruce Botelho
FirenenaEtazonia
FanjakanaNC
FaritanyAlaska
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaJuneau

Juneau [ˈdʒu.noʊ] dia renivohitra ny Alaska, Any Etazonia tamin'ny 1960 hatramin'izao. Eo amin'ny bandy kôntinentaly izy any antsimo-antsinanan'ny Alaska, am-moron'ny Detroit de Gastineau. I Juneau irery no renivohi-pirenena tsy manana lalana, mande sambo sy fiaramanidina ihany no fitaovam-pitaterana afaka ampiasaina.

30.711 ny isam-ponina tany tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2000, ilay tanàna faha 3 ngeza indrindra any Alaska, ao arina ny Anchorage (275.000 mponina)

Juneau no tanàna lehibe indrindra any Alaska, aorian'i ny Fairbanks, Sitka, sy Wasilla.

I Bruce Botelho no ben'ny tanàna ankehitriny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]