Aller au contenu

Juan Manuel Santos

Avy amin'i Wikipedia
Juan Manuel Santos
Ankapobeny
Anarana Juan Manuel Santos
Teraka 10 Aogositra 1951
Toerana Bogotá
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Kolombia
Asa :
Fiainana manokana
Juan Manuel Santos

Juan Manuel Santos (teraka ny 10 Aogositra 1951 tao Bogotá) dia mpanao politika Kolombiana ao amin'ny Partido Social de Unidad Nacional, (na Partido de la U) raha fintinina, izay niarahany nanorina. Filohan’i  Kolombia izy nanomboka ny 7 aogositra 2010 ka hatramin’ny 6 aogositra 2018. Talohan’izay dia nitana birao maro i Santos; nanomboka tamin'ny 2006, izy no minisitry ny Fiarovana. Nahazo ny loka Nobel ho an'ny fandriampahalemana izy tamin'ny taona 2016 noho ny ezaka nataony tamin'ny fizotry ny fandriampahalemana ao Kolombia.

Antoko: Partido Social de Unidad Nacional

Filohan'i Kolombia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filoham'i Kolombia (faha-40) mpandimby
Alvaro Uribe Vélez
2002-2010
Juan Manuel Santos
2010-2018
Iván Duque
1018-