Hankany amin'ny vontoatiny

Benoà XVI

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Joseph Ratzinger)

Ny Papa Benoà XVI na Joseph Aloisius Ratzinger, teraka tao Marktl (Alemaina) ny 16 Aprily 1927, dia maty ny 31 Desambra 2022, dia pretra alemàna, eveka, arseveka, kardinaly izay voafidin'ny Fiangonana katolika romana ho papa ny 19 Aprily 2005. Nifidy ny anarana hoe Benoa XVI (latina: Benedictus XVI; alemàna: Benedikt XVI; Italiana: Benedetto XVI; frantsay: Benoît XVI; anglisy: Benedict XVI) izy tamin'io daty io.

Papa faha-265

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Papa faha-265 mpandimby
Joany Paoly II
1978-2005
Benoà XVI
2005-2013
Fransoà (papa)
2013-2025

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]