Jordan Bardella
Fiseho
| Jordan Bardella | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Jordan Bardella | ||
| Teraka | 13 Septambra 1995 | ||
| Toerana | Drancy | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Jordan Bardella dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Frantsa teraka ny 13 Septambra 1995 tao Drancy (Seine-Saint-Denis).
Nanomboka ny taona 2021, izy no filohan’ny Rassemblement National (RN), antoko elatra havanana lehibe ao Frantsa.
Solombavambahoaka Eoropeana izy hatramin'ny fifidianana Eoropeana tamin'ny taona 2019 tany Frantsa, izay toerana misy azy ho kandidà mitarika amin'ny Rassemblement National (FN).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Jordan Bardella |