Jodaisma ôrtôdôksa

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jodaisma ortodoksa)

Ny jodaisma ôrtôdôksa dia firehan'ny jodaisma rabinika izay mihevi-tena ho hany mandray tokoa ny finoana sy ny fanaon'ny Jiosy mandala ny Lalàna voasoratra sy ny Lalàna am-bava nampitain'i Mosesy teo amin'ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), miaraka amin'ny fivoasana ireo lalàna ireo. Heverin'ny Jiosy ôrtôdôksa ho mihataka amin'ny lala-marina ny Jiosy hafa rehetra izay ataony ho manao fampianaran-diso. Ny teny hoe "ôrtôdôksa" dia napetak'ireo Jiosy manaraka ny jodaisma nohavaozina ka misy ny manaiky an'izany ary misy ny tsy tia an'izany fa misafidy ny teny hoe Haredi.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]