Jodaisma nohavaozina

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jodaisma liberaly)

Ny jodaisma nohavaozina dia sampan' ny jodaisma rabinika izay niseho tao Alemaina tamin' ny taonjaton' ny Fahazavana, tao amin' ny fihetsiketsehan' ny Haskala notarihin' i Moses Mendelssohn. Maro ireo firehana nipoitra tamin' izany izay namporisika ny Jiosy handray ny fandrosoana amin' izao andro ankehitriny izao sady hifanerasera amin' ny fiarahamonina ivelan' ny an' ny Jiosy. Indraindray koa ny jodaisma nohavaozina dia atao hoe jodaisma liberaly na jodaisma prôgresista.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]