Jodaisma helenistika

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny jodaisma helenistika dia endriky ny fivavahana jiosy izay vokatry ny fihaonan'ny fivavahana hebreo amin'ny kolontsaina grika izay heverina fa nanomboka tamin'ny nanjakan'i Aleksandra Lehibe. Izany endriky ny jodaisma izany no nipoiran'ny vahoaka jiosy atao hoe Romaniota ary izany koa no nampiditra ny fihetsiketsehan'ny jodaisma miankina amin'ny sinagoga fa tsy amin'ny tempoly tamin'ny Andro Taloha.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]