Hankany amin'ny vontoatiny

Joany Paoly I

Avy amin'i Wikipedia
Joany Paoly I
Ankapobeny
AnaranaJoany Paoly I
Teraka17 Oktobra 1912
Toerana-
Maty28 Septambra 1978
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Italia
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Joany Paoly I (latina: Ioannes Paulus I), teraka Albino Luciani (17 Oktobra 1912, tao Forno di Canale; maty ny 28 Septambra 1978, tao Vatikana), no papa faha-263 tao Roma nanomboka tamin'ny fifidianana azy tamin'ny 26 Aogositra 1978, ka hatramin'ny nahafatesany 33 andro taty aoriana. Noho izany dia izy no filohan'ny Fiangonana Katolika Romana sy filohan'ny fanjakan'i Vatikana.

Satria maty tamin'ny 1978 ihany koa ny teo alohany, Paoly VI, ary voafidy ny mpandimby azy, Joany Paoly II, dia voasoratra ao amin'ny tantara ho Taonan'ny Papa Telo ity taona ity.

Papa faha-263

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Papa faha-263 mpandimby
Paoly VI
1963-1978
Joany Paoly I
1978-1978
Joany Paoly II
1978-2005

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]